Explore famous malagasy quotes
Quotes from quotes-gasy repository
Ny akama tsy nino raha nilazako hoe isika nisaraka.
Ka dia asa aloha !!!
Ny ranomasina no valam-parihiko
Ekena sa tsy ekena ?
Masina ny tanindrazana
Tao no niheritreritra hoe ataontsika Miami ohatran'ny any Etazonia. MIAMI malagasy ny ataontsika. Ny hoe MIAMI dia hoe MIray hina Ary MIfankatia.
Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ...
Aiza daholo ry nôm
Aho liaka ity ro RaBotity ah !!
Iha ka mavandy
Raiso ny tanako
Alefa Jork.
Fitia dia ampy.
Zah no tompon'ny la clé.
Fohazy aho rehefa mandroso i Madagasikara !
Masina ny teny omena.
Antsika izao tontolo izao
Izaho ihany no vatobe anaovako sary sikotra
O l'ty e !
Baby nangataka volana, fa masova ndro nameko nandoro fo nazy
Fiainana fianarana, fianarana tsy fiainana, tsy mila noob
Izaho izany tsy niteny intsony fa tonga dia nalahelo be
Izaho mila miaina fifanajana, hadalana, fitiavana, na jusque maty zegny tsy manahy fa ankilanao zaho tamana.
Voninkazo adaladala, voninkazo tsy misaina, ka maniry samirery eny an-tany karakaina.
Be ny tia ahitsy fa vitsy ny mandray ny kôzy
Maro karazany ny hypocrite eo amin'ny entourage-ko, tsy asiko kôzy raha toa ka mameno paosy
Andrianiko ny teniko ny an'ny hafa koa feheziko.
Dia hoy aho hoe an an an ...
Porofoy amiko fa mahantra ny malagasy !!
Do you like baby !!
Anao tsy mahazo mivôlagna ...
Angatahana zanaka lahy io mba hilely tsara be, mba hiteraka maro, tsy ho faty lataka
Dia ny tena ro menatsa !!
Ilay miaraka samy dev koa manahirana, ianao manontany hoe: hitanao ve ilay ba kiraro chérie dia izy mamaly hoe 404.
SELECT * no mba ataony dia lazainy fa voafehiny ny SQL 🙄
Anao vraiment bomboclat neinty e !
Mampalahelo anakay !
Mampalahelo anakay !
Miarahaba anarô vahoaka malagasy jiaby !
Zay tsy taitry
Inona akia no idirako ô !
Koa dia mirary fahasalamana tanteraka ho an'ny malagasy rehetra, manerana an'i Madagasikara, sy ny any ivelany.
Faly aho, tena faly aho
Homba antsika mianakavy anie Andriamanitra
Kapoakako io !
Alefaso Sayda
Misosa ihany fa mbola mikatso...
Dia vita ny sokolà
Anay âby izany !
Ia io eo io ia ?
Soa soa tsa magnahy
Ahoana ndry amiko ?
Basy tsy mety velona, tapaho atao saosisy
Ndao ary
Aleo mijanona ho mpinamana !
Tsy mihira fitiavana aho fa ampihirain'ny fitiavana.
mibakabaka nahazo baka avy any ka mikatsokatso tonga eny Ankatso
Hiandry an-dRazaka tsy harary kibo!
Ny mitia dia ny fahafahana miteny amin'ny hafa fa afaka mitia tsy milavo lefona mihitsy
Betsaka ny tsara fa tsy ratsy koa ny aty e
Amin'azy amin'azy
L'union fait "Ra Force"
Ohatran'ialahy ihany 'zaho fa mbola be ny fahalemena, tsy sahy mamitaka olona dia tsy manankarena.
Aza mirobaroba Raly ah !!
Dia inona no tombotsoa azoko amin'izany ?
Ndao hody neny ah !
Raha omby ialahy efa namidiko
Rambola no tompon'ny vola.
Tsy hiamboho adidy aho, mon général
Tian'olo tsy tia olo, Tia olo tsy tian'olo
Aleo hitia mangina anao ny foko
Dochirikiritishikiteshh !!!
Mihetsika zaza
Ozoniko io corona virus io !!
Iha ka Marareuuhh!!
So ngo misy manana ny miméro an'i Stéphanie ?
... sy ny ...
D'efa miteny aho izay !
Anao vraiment bomboclat neinty e !
Fa raha mba calme e !
Ianao koa dia misahirana !
Oadray oa ry lala !
Tandremo lesy izany !
Tandremo lesy izany !
Aleo mijanona ho mpinamana !
Aonaaaa !!!!
Halako zaooo
Malahelo aho milaza aminao fa ...
Achafady oo